4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Farakely - Dama

  Tonga   aho   dia  nanoroka  

  Ny  takolakao  

  ô ô ô

  Kanefa ianao  toa  tsy  mba amboraka ahy

  Angaha  kosa  efa  lao



  Dia  hitanao  tokoa  va re

  Ireto  masoko   mitoloko  

  Mitady  fitiavana  be  dia  be

  Mba  hampitony  ny  foko

  Nangarika  fotsiny  ianao

  Ka  nanao  jado -  tongotra



Ref : Malama  anie  ny  lalana ho  diavonao

         Ka  sao  enao  trotraka

         o o o o

         Malama  anie  ny lalana  hitsahinao

         Ka  sao  enao  trotraka  



     Dia  handao   ahy  tokoa va ianao

     Ry  Farakely  o

     Fo  maratra  anie  no sisa  avelanao

     o o o o

     Nefa  ianao  sao mihevitra

     Fa izaho  anaraka  anao



Ref  :  Ry  Farakely  mahalasa  herireritra  

           Zory  ny  lalanao

          Ry  Farakely  manimba  heritreritra

          Zory  ny  lalanao

Partager farakely

Commenter farakely

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dama