4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza mijan mandih - Dahop

AZA MIJAN MANDIH

O ry ralah sy ranabavy tsy kabary ’ty fa hira mba nampiakarina eto hanafana an ’ty revy ’ty

’Ze efa kôpy de ataovy ambony be ny tanana ambony aza ampidinina tsony

F’efa reo le kofboay nandratra ny rap gasy

Vazo manala azy ao antsahabe no misy azy

Mikro no lovany, mafana ze lalovany, mcm no niantsoana azy fahiny lasa fahatsiarovana

Aza asiana fihafahafana, ndeh ataontsika ze mety n’aiza n’aiza misy azy, izy mpanjakan ny fety

Tafo lanitra ny tanana, mozika no akama, maraina antoandro hariva la mozika manafana

Asa arahin-kira koa moa vita tsy natao, ary henika azy izao tontolo izao, mino ah fa kopy enao hoe :

Samy mahatsapa fa tsy ho tanora foana eto am ty tany ty

K’aza mijan mandih ry lety



Ref : Aza mijan mandih, na mbola kely na lehibe

        Aza mijanona mandih

Na any an-trano na eny am ny arabe

Aza mijan mandih na mbola na lehibe (2) aza mijan mandih



Tsoriko am ty fa hampandih no tanjona

Tairo ary fa aza variana mifampibanjina mianjonanjona

Am zay fiankanjona ve fa henoy ty de ataovy hoe : oop

Ka tsy milay ve yo tena ao tsara

Tsy mila hoe tsy maintsy mikenda na mi costard

Fa frista hatrany am pista

Za mipendy gawhiska de mifikitra

Ze jerena rehetra to mifiks siks

Ka tairo up aza misy miala

Samia manao ze tiany atao fa isika samy mahalala fa tsy ho tanora foana am ty tany ity

Ka na hanaiky soaraka aza zah mbola hikifa am ty

K’araraoty (2) le fahatanorana sao antitra eo vo hanao adalana

Zany akory tsy midika koa hoe zarazarao ny kala

Fa fepero ihany de aza mijan mandih



Ref : Aza mijan mandih, na mbola kely na lehibe

Hatrany an-trano na eny am ny arabe

Aza mijan mandih na mbola na lehibe (2) aza mijan mandih



Tsy tapaka eto, kofy sy ny kala tsisy hibosy radem

Tsisy hitsok, hifanditra am torimaso sy scene up

Kitnah, tsy an-kidasy f’hijajika ah

Yo hifanjevo ny kil sy hifanosika a

Manainga ny gif ze  jo mikif pouensen kofa

De zah sy Djaôna takisin kaly eo am sofla

Midonginzin ya hanala ny vesatry ny bizn etsy Da Hopp

Aza mijan mandih no popy

Ty HH atosiky ny beks, any am posy lateks

Miketrika ny coco ny jo ety efa ho loco, eks

Iks-tah vopi-maso avia huh

Vandaitra ny HH/p

Juice I still got, mirefotra ny watt

Eny am-poto-tsofina ny talenta aty hadera tsy haklapy

Samy mahatsapa fa tsy ho tranainy raha mbola eto am’ty tany ’ty

Aza mijan mandih



Ref : Aza mijan mandih, na mbola kely na lehibe

        Aza mijanon mandih

Na any an-trano na eny am ny arabe

Aza mijan mandih na mbola na lehibe (2) aza mijan mandih



Rehefa mandih de tena hita tsara ny hatsara ny ka, tonga de mambamaba koa ny bandy mpankafy, miaraka manondindina manao boribory, manonofy tsy matory fa hisafosafo, taitaitra daôly mahita sipa manja be, sariaka sady tena mampandih sokatry be, hanananao (3) le izy ka aderaderao lasa zao, ampanarao ny tabataban ny bafla ery ampovoany enao mandih fa aza miafina ary aza mijan….. ary aza mody fanina, asio alefa mandih sexy fanasan araraoty araoty fa fotoanany izy asehoy (2) ny hatsaran’ny bikanao, fa samy mahatsapa fa tsy ho tanora foana eto am ty tany ty ka aza mijan mandih ry lety ry lery



        Aza mijan mandih, na mbola kely na lehibe

        Aza mijan mandih

Hatrany an-trano na eny am ny arabe

Aza mijan mandih na mbola na lehibe (2) aza mijan mandih



Album: Fanantenana

Partager aza mijan mandih

Commenter aza mijan mandih

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dahop