4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Niriko - Dadi love

Je t'aime...... je t'aime.....!
Tsaroako tsara anao, Fa mbola miteny ! eh... eh !
Dia nangoraka loatra ny foko raha vao naheno. ôh..... ôh!
Ny fitiavako anao izay mba natolotro !
Ka no raisaisinao tsy no lavinao izay hafalina. eh.....
Ny voanikazo fa toa mitsiry !

Sambatra ny nitolorana ny fitiavana ! an..... an !
Satria tanteraka izay nokasaiko hatrin'ela ! eh....... eh !
Ny fitiavako anao izay mba nasehoko !
Tsy nataonao "tsy inona tsy inona" eh.... anao raiky eh !
Anao raiky izay tsy miala ato am-poko.

Niriko. ôh..... ôh ! ny hiaraka aminao mandraikizay !
Niriko hatrin'ela ! an.... an..! ny hanana anao !
Niriko. ôh..... ôh ! ny hiaraka aminao mandraikizay !
Niriko hatrin'ela ! an.... an..! ny hanana anao !
Anao tiako ! ooooooh

Na betsaka aza ireo miseho ny momba antsika roa !
Ka nefa zegny aza antaonao hanjaka fa vahao ny fitia ny antsika !
Raha mba misy zavatra tsy mety ! izay nataoko tsy sitrakao ! hifonako !
Hifonako aminao malala aaaan..... !

Niriko. ôh..... ôh ! ny hiaraka aminao mandraikizay !
Niriko hatrin'ela ! an.... an..! ny hanana anao !
Niriko. ôh..... ôh ! ny hiaraka aminao mandraikizay !
Niriko hatrin'ela ! an.... an..! ny hanana anao !
Anao tiako ! ooooooh


Ny fitiavako anao ity eh.... eh !
tsy hamidy, tsy hakalo ôoh.....
Anao raiky no fanafodiko , tsy fohiko ka notiaviko ôooh!
Any anao...... Izay malalako ôoooooh
Mahatsiaro anao zaho zegny eh....
koa tsy hanilanao, zaho marary ! ôoooooooh

Niriko. ôh..... ôh ! ny hiaraka aminao mandraikizay !
Niriko hatrin'ela ! an.... an..! ny hanana anao !
Niriko. ôh..... ôh ! ny hiaraka aminao mandraikizay !
Niriko hatrin'ela ! an.... an..! ny hanana anao !
Anao tiako ! ooooooh

refrain bis

Lyrics proposé par Dave Mayotte

Partager niriko

Commenter niriko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dadi love