4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andriamanitra - Dada francia rija

andriamanitra mba toroy ny lalana marina
fa ianao no fivohy tsy ampivarina
ny fo sy saiko miha ratsy
fa takona ny hazavanao
eny tsy aiko ny mamafy
maha be fahotana
mba nihezaka aho hitraka
efa ela ny mitana
ny famalanao ry mpanjaka
no andresy ny genjan'ny satana
ou ou ou ...........
ry tompo ry tompo omeo hery aho
entiko anompo anompoi ny anaranao
fa ny fankam panahy mbola mananotanonay
ny fitiavan tena mamenetra jerena
vonjeo aho ry tompo
fa ny fankam panahy.....vonjeo aho ry tompo
ao izy e hanome ilay anjaram pitia
f'izy anie no mandre
ny antson'ireo very dia
ao izy e hanome ilay anjaram pitia
f'izy anie no any mandre
ny antso mangina an'ireo izay mania

Partager andriamanitra

Commenter andriamanitra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dada francia rija