4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Dada ô ry dada! - Ako farany

Dada ô ry dada,
eh! faly mikotaba
Ireto zanakao manolotra arahaba
eh, fetinao androany manerana ny tany
Koa raiso re ry dada ô fitia miredareda

Tsy ny kapokapokao sy treronao ry dada
No tsy itiavanay anao f'ireny dia sahaza
Fitiavanao irenyt, nierana tam'i neny
Koa raiso re ry dada ô (lay fitia)
Fitia miredareda

Partager dada ô ry dada!

Commenter dada ô ry dada!

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ako farany