4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Dada malala - Ravosata ANDRIAMIHARISOA

Nihamaloka indray ny lanitra

Fa nidify ilay masoandron’ny hazavany

Nihananjombona sady maloka

Zary kotroka niteraka tomany

  Niantsoantso mafy aho nitaraina

  Lasa ianao ka dia tomany aho



     Isan’andininy: Dada malala ô! Dada tsy foy

                    Nilaozanao ka tomany

                    Marary indrindra e! fa lasa ianao

                    Dada ô! nilaozanao

                    Dada malala ô! Dada tsy foy

                    Nilaozanao ka tomany

                    Marary indrindra e! ory ny fo

                    Nefa ataoko ahoana moa



                  Tonony sy feony:Ravosata ANDRIAMIHARISOA

Partager dada malala

Commenter dada malala

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ravosata ANDRIAMIHARISOA