4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsara ny mihira - Chorale Ampitatafika Firaisankina

Fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitra
Ary mendrika Azy koa ny fiderana
Endrey mahagaga tokoa ny asa-tànany
Ary tsy mba diso anjara isika izao

Fa tsara ny hidera an'I Jehovah
Sy ny hankalaza ny anaranao ry Avo indrindra o!
Ary hanambara ny famindramponao aho Sy ny fahamarinanao
Fa masina sady soa izay nomeny antsika
Dia raiso am-pitiavana kosa izay lazainy
Fa tsara ny Tompo, satria tsy mamitaka IZY.

A/C: Andriamahefason Jacky
Chorale Ampitatafika Firaisankina
Tous droits réservés
C.2015

Partager tsara ny mihira

Commenter tsara ny mihira

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Chorale Ampitatafika Firaisankina