4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Manatona anao - Chorale Ampitatafika Firaisankina

Indro manatona Anao aho Jesosy o!
F'efa notaomin'ny Ray
Fanahy masina o! mitoera ato am-poko mandrakizay

Fa mamiko Jesosy izany akaikinao
Mba ho isan'ireo zanakao
ho kolokoloinao satria tsara Ianao
Andriamanitra o!

Eo an-tànanao izany fiainako
Ianao mitantana ny dia
ary koa hamaha ireo olana izay miseho ety

Fa mamiko Jesosy izany akaikinao
Mba ho isan'ireo zanakao
ho kolokoloinao satria tsara Ianao
Andriamanitra o!

A/C: Andriamahefason Jacky
C. 2012
Chorale Ampitatafika Firaisankina
Tous droits réservés.

Partager manatona anao

Commenter manatona anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Chorale Ampitatafika Firaisankina