4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Teny farany - Bobo Mahavanona

O ry zalahy akamako o, ry sakaizako hatr'izay
Izay efa lasana tsy hiverina intsony
Sitrapony no nande, ahitsio ny lalanao
Amin'ny sisa anjaranao ny manao hoe
Ambo-po samy manana ka hifampitsodrano
Saina roa tsy hifanaraka tapaho hatreo fa lany
Fa ianao mampifilafila ny aty tsy manambitamby
Fa izahay raha fitiavana manana ny ampy
Fa tsy ataonay mampahory raha tokana no handao
Hanafahanay sorisory, satrinay aza mankalao
Ndao zory ny lalanao mahita raha ho tsara dia
Fahavalo ny aty izao efa tofoka ny mitia
Fa ny anao no ahina ho solafaka izato dia
Nefa tsara tsara hatrany hadinoy ny aty
Ankifikay ny mankalao mbola fatratra ireo mpitia
Fihininay ny vaovao mamiratra noho indry

Partager teny farany

Commenter teny farany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bobo Mahavanona