4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsapiky tonga lafatra - Bilo

Alefa ny revy tsapiky .

Zato izy toa postisy ka mibolilatiky.

Ndefa alefaso any ny hafany ka lefaso.

Any tonga any dia milefa tsara tarehy no sady manja .

Dia ao ny revy zay tonga dia tsapiky sady saky no miaraka @ Tsakitsaky.

Zato zany efa manja dia mbola @ na postisy .

Zany ka lasa vinana no mihenjana tahakany kodiaran-tsarety.

Any lefa any izy eh !

Anao koa mba zany no revy no mankafy Tery any .

Tapiky mipiky rehefa any mafy dazy any .

Mozoto any zay  raha te ho olo ne!

Sady miaraka @ dansy no ao Radanzy no tsapiky no  revy

Any zany baby ka nandefa lefa tany no bonne .

Bonne chance atika jiaby no vacance any no manala azy

Dia any tsarovy le jiaby no sady bonne chance any lavitra any .

Zato ianao mangina no mila jery no mila koste .

Any zandry zay tena lefa @ zany koa mandiny @ koty raha lainy.

Zato ianao mahavariana tahaka ny bika anjely koa tara voa maika manja ny revy no misy ny tsaky .

Ny ambara raha te handinike dia ni bika sy ny tarehy dia efa lefa any no anao koa toa zay milay

Revy ka manja no tena bonne zay  rasipa .



Ref : Tsapiky tsapiky mipiky zany ka ten postisy.

Any pasiny zay ka mitsapiky tahakan’ny mikipikiky ;

Nefa any zany ka tena any no lefa milay toa zany

Ny  manja tahakan’ny zavamadio hoy zany dia tahaka ny fotsifotsy mo mankadiry

kanefa zany no teny zay babena à fo ka tena nahatsikaritra no mahavarina no aza adinoina

Nefa zato hendrikao sariaka no mampahavarihana tahaka ny mpijery rindrakira

Zato posy àzipo toa mon fou

Nefa zao ianao tezitra (je mon fou )

Nefa tsy zany fa ny tsapiky azo ka teny any zany

Partager tsapiky tonga lafatra

Commenter tsapiky tonga lafatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bilo