4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tohero ny sida - Babaique

Tsiomby irô ‘fa misy,

Ny marariny efa maro nafak’aigny.

Fanafody mbala tsisy.

Sintrany midaogno biaka mandry saigny.



Raiso ny adidy,

Ambara ry havagna, ry namagna agny.

Ny aigny sarobidy,

Sida tsy magnambela koa tsy am-pasagna agny

Longoko.



   Refrains :

      K’aza ambela na hely,

      Sakana izy tsy hiboely.

      Fahendregna mahery,

      Haja ny tegnanao, haja ny vadinao,

      Ny taminganao tsy ho very.



      Koa mba sendra ny tsy digny,

      Tandremo fa misy ny Sida.

      Magnontany avy eo vo vadigny.

      Koa tsy am’ kapaoty izy ialà.



Reseo ny ratsy,

Ampanjakà ny meva, ny hasambaragna.

Ny ho avy tsy ho voa sazy.

Salakady tsy marary, afa-tsiny amin-dRazagna.



Ento ny hira,

Indesa koa koragna na tantara,

Tsy magnahy na feno sira,

Tohero ny sida, arovy i Gasikara, havako.



   Refrains :

      K’aza ambela…



Mahazo araiky mba ‘fa mety,

Hajaigny vady mba tsy ho voan’ny aretigny

Anao tsy resy, atsika handresy.



Arovy, arovy i Gasikara,

Tohero, tohero ny Sida.



Babaïque

Partager tohero ny sida

Commenter tohero ny sida

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Babaique