4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ao aminao jesô (ravoravo) - ARIELA

Ravoravo e ny foko fa Jesô no aroko
Ravoravo ny fanahy fa Jesô no aro ho ahy
Izy irery ihany no ampinga fiarovako
Toky ho ahy i Jesô.

Ref:
Ao aminao Jesô
Ao aminao Jesô no misy ny soa
Ao aminao Jesô matoky ny fo
Ao aminao Jesô
Ao aminao Jesô no mamy tokoa
Jesô! inty aho Jesô

Tsy miafina aminao Jesô ny fiainako
Noho ny ratsy izay natao izaho de tsy mendrika
Indro hamasino ho anao ny fo tsy madio
Ny diako ahitsio

Ref:

Raiso ho fanananao Jesô ny tenako
Fa ianao irery ihany Jesô no avotro
Iza indray moa no atenaik afa-tsy Ianao
'Nty aho raiso ho anao

Partager ao aminao jesô (ravoravo)

Commenter ao aminao jesô (ravoravo)

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ARIELA