4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mozika - AINA COOK

Hirahira no tiako ho fiainana
hanalana ny olam-piainana
hirahira no tena namana
hafaliana izy tsy hahasaraka
CHORUS
Dia nampiako mozika iny hira iny yeah
hankafizin'ny gasy sy vahiny
dia nampiako mozika iny hira iny yeah
mamiko loatra aza tsiny
hirahira no tena fialam-boly
rehefa reraka avy any an-tsekoly
hirahira no tena lafatra
rehefa tonga ny fialan-tsasatra
CHORUS X 2
Mozika tsy misaraka amin'ny hirahira izy
mozika henika fanahy
mozika tsy misaraka amin'ny hirahira izy
mozika henika fanahy

Partager mozika

Commenter mozika

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AINA COOK