4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Azonao - COCO

     Masonao mahita zaho,

     Miaraka amin ’iny mikosiaka hoditranahy

     Feonao mikorana,

     Miangotingoty badabada lela

     Molotronao malazolazo o

     Karaha chewing-gum tiako mitsakotsako anazy

     Vatananao lavalava

     Mahitsihitsy hitako izy indre karaha gitara



                  Ref:

                     Aza misy ny vintana

                     Sanatria,

                     Aza misy raha anariako anao

                     E he,matinao eky zaho

                     Azonao aro zaza iny e



    Randrananao mahiankiana,

    Avilay amin’io f’ tena itiavako anazy

    Akanjonao rebareba

    Miaraka amin’andilananao manifitify hely

    Kiraronao mahintinkitina e

    Misy tongony lava be karaha mandihy anao amboniny.

    Zaho mahita anao mimoehimoehy e,

    Azoazoko ny ainako karaha tsy ambony tany izaho.




Partager azonao

Commenter azonao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe COCO