4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Akaikinao - T-ricK

AKAIKINAO

Indraindray,
misy aloka miserana tampoka
nanakona ilay masoandronay
nanala lay fotoana maminay
ho tonga alahelo sy tomany
Teo aminay


REF: Tsarovy nefa rà misy lay maraina
Hisian\'ilay masondronao
Eo foana aho
Hamafa ny tomany
Amin\'ireo fotoana rehetra
ho diavinao


Nefa ,
ra mbola misy lay tsiky
hana foana ilay aloka
ho tonga tsiky sy hafaliana indray,
hamafa ny tomany
ho foana rahatrizay.



Terrick

Partager akaikinao

Commenter akaikinao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe T-ricK