4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aigle d'or - Francia D'Ankoay

les aigle ankoay .

les aigle d ankoay ee.

les aigle d’ankoay ee.

les aigle d’ankoay ee francia d’ankoay.









Ity fianantsika ’ty ngay e

da tena ankoay ee

manpalahelo fa tsy hoatra

taloha izany

efa mihasimba ihany

holany tamingany izany

fianan’akoay kolokoloina

ny antsika horona

tsy hanjary intsony

ny fianantsika tony

mivadika ambony ambany

fianantsika amin’izany



(miverina in-droa)



les aigles d’ ankoay ee

les aigles d’ankoay ee

les aigles d’ankoay e francia d’ankoay e





mampitomagny angay e

fiovany fianan’izany

miasa tsara miasa mafy

tsy mba miadana aok’izany

’reo managna kilema

andragno tsy mba misy raha atao

’reo mangay minagne digny mentinao

( miverina in-droa)

ref...les aigle d’ankoay



mamama mama mio

mamama mama mio

mamama ha maman mio les aigles d’ankoay

mamama mama mio

mamama mama mio

mamama ha mama mio les aigles tsy ankoay e

mamama mama mio

mamama mama mio

mamama ha mama mio les aigles tsy ankoay e

mamama mama mio

mamama mama mio

mamama ha mama mio francia d’ankoay

(ref)les aigle d’ankoay

Partager aigle d'or

Commenter aigle d'or

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Francia D'Ankoay