4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aigle d\'or - Francia d ankoay

Aigle d\' or


les aigle ankoay .
les aigle d' ankoay ee.
les aigle d'ankoay ee.
francia d\'ankoay.




Ity fianan tsika ty ngay e
da tena ankoay ee
manpalahelo fa tsy hoatra
taloha izany
efa miha simba ihany
holan'ny tamingany izany
fianan'akoay kolokoloina
ny antsika horona
tsy anjary intsony
ny fianan tsika tony
mivadika ambony ambany
fianan-tsika amin\'izany

(miverina in-droa)

les aigle d\' ankoay ee
les aigle d\'ankoay ee
les aigle d\'ankoay e francia d\'ankoay e


manpitomagny angay e
fiovany fianan\'izany
miasa tsara miasa mafy
tsy mba miadan\'aok\'izany
reo managna kilema
andragno tsy mba misy raha atao
reo mangay minagne digny menty nao
( miverina in-droa)
ref...les aigle d\'ankoay

mamaman mama mio
mamaman mama mio
mamaman ha maman mio les aigle d\'ankoay
mamama mama mio
mamama mama mio
mamama ha mama mio l avaigle tsy ankoay e
mamaman mama mio
mamaman mama mio
mamaman ha mama mio les aigle tsy ankoay e
mamama mama mio
mamama mama mio
mamama ha mama mio francia d\'ankoay
(ref)les aigle d\'ankoay







chanson danse latinoindien

Partager aigle d\'or

Commenter aigle d\'or

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Francia d ankoay