4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mba diniho - Tht feat meizah

Titre de la chanson : Mba diniho
Nom de l'artiste : Meizah feat. THT
Calme ianao piso f’aza mora maka lagy e
enoy aloha ny kozy sy ny fanazavako azy e
matoa hoe mba makamaka kely indray ny bandy de
efa leo an’le rythme isan’andro sy ny kandra e
Za tsy mbola nanao fika nofa tato an-trano
tsy mba mila vaniny amindry izany aho raha mamo
za rehefa andeha hirevy mbola miandry forfait
mangataka amindry za fa tsy manao forcé
Ka aiza amin’izany ary ilay kozindry hoe nofa
sa ndry mitsy ve no efa saro piaro loatra
hoy ianao hoe cheri an ! mahafaty anie ny toaka
nefa aiko tsara ra izay izany fa misaotra
za rehefa mba weekend dia mila manal’azy
mba mandeha karaks palace le garage
tsy ferana amin’izany aho fa izaho koa mba kof boay
tanora mbola miaina an’ilay fiainana milay
ref :
ireo ditranao izao rehefa avy eo
dia ho hanenenanao ireo
ka dia mba hajanony hatreo
fa ianao ihany no leo
mba diniho re e e e e
izay atao de e e e e
mba fidio re e e e
izay ihany io e e e e e
mba tsy hanaonao foana
eo ianao fa izaho ivoaka raim
ny hiteny ana hoe mijanona aloha c’est pas la peine
tsy aiko za na mody eo rariva na radem
fonosy amin’ny bodifotsiko ny variko amin’ny 6
aza bedesinao hoa za
fa aleo tsika mba manao revina vazah
mba manararaotra kely mandra pisy zaza
fa tsy maintsy mbola iverina ato antrano aho ry meizah
izaho anie tsy ho aiza fa ho any amin’ny la trace
ao fa rehefa mody a de hitondra glace
f’ianao toa tady hasiaka ohatran’ny mamanay
nefa firy taon aizy tsy naova an’i dadanay
za anie ry piso tsy hoe manao trop
fa isak’herinandro ihany vao mba misy pro
ho ento aty ny la clé dia aleho izaho andeha
hirevirevy kely hijery live THT
ref :
aza kianina amin’ny reviko aho hoe za maditra
fa ny reviko tsy vitako aza mbola vitsy
yeah, za tsy mody alohan’ny amin’ny fito
tsika tsy mpivady fa mba juste hoe mba mpisipa
asivo tsiky baby e aza maka lagy
rehefa mamo za nge tsy hitandry hoe mba mandady
io tsy isan’andro fa mba juste hoe mba occaz
hoe mirevy latsinainy hatramin’ny alahady
vao mitaps dia miainga ny oa oa oa
ianao ve tsy mba leo an’ilay bla bla bla
rehefa tiako ianao dia tia anah dia tsisy quoi
aleo mirevy dia mifoka dia efa ça va
ndri aloha tiako fa ny reviko tsy foiko
ça veut dire hoe mizara roa ny foko
desolé raha tsy endry za fa bandy boto
ao fa sasako ny mbalandry rehefa maloto
ref
lazaiko anao foana
fa ny revy misy foana
lazaiko anao foana
fa ny revy misy foana
na ny akamanao koa faly faly faly hitaona
fa ianao ihany no ho simba amin’izany
ka sao dia ho hanenenanao izany

Partager mba diniho

Commenter mba diniho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tht feat meizah