4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nantsoina mba ho iray (tmt - Tanora Mpanentana Tsimialonjafy)

Nantsoina mba ho iray



Nantsoina mba ho iray

Izahay ry Ray

Navondronao ho fikambanana iray

Nantsoinao mba hanangana ny fikambananay

Dia izahay tanora sy ireo mpanampy anay



Ref:Ireo rehetra ireo

No navondronao mba ho iray

Hifanohana sy hifanampy

Ho fianakaviana iray



I Kristy sy ny teny toriantsika

No lalana mankany amin\\’izy Ray

Dia ny Ray izay fahamarinana

Lalana sy aina ho antsika

No arahina mankany amin\\’ny tena paradisa

Partager nantsoina mba ho iray (tmt

Commenter nantsoina mba ho iray (tmt

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tanora Mpanentana Tsimialonjafy)