4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Avia - STELLA AFRO

AVIA
(A /C : STELLA)
(Album STELLA AFRO « AVIA » 2016)

Tsy arakaraka aratsiagnam be nao io
Anambady zao
alaiva hely fitaratra, tarafa sora nao
alaiva koa fihogo, hogoa volonao
Tsy arakaraka anao masika be io
Anambady zao
Akipy hely ty maso nao
Afody koa vava mitatatabe io e e

Maty aho, tsy agnilanao baby
Maty aho, rehefa tsio eo eo eo bis
Avia he he he, avia ho ho ho (bis)

Tsy arakaraka atsaragna be nao io han!
I si-ipa zaho
Matahotra zaho hitazona anao hey!
Tsy vandy zengny ary tsy kilalao oe e
Tsy arakaraka anao misangy fitia io
I si-ipa zaho
Ovay aloha ny toetr’anao
Koa tsy izay atsikaroa tsy mila lala e e o

Maty aho, tsy agnilanao baby
Maty aho, tsy rehefa tsio eo eo eo
Avia he he he, avia ho ho ho (bis)

Solo

Avia he he he, avia ho ho ho (bis)



Partager avia

Commenter avia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe STELLA AFRO