4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny fahasoavan'andriamanitra - Ndriana Ramamonjy

Ny Fahasoavan'Atra



Fitiavana mandrakizay no nitiavany ahy

Izany no aharetan'ny famindram-pony amiko.

Noraisiny aho, nantsoiny koa,

Hanao ny asany

Sy hidera ny anarany.



Ho o o, ny fahasoavan'Atra no naha toy izao ahy,

Miaraha mankalaza an'i Jehovah amiko;

Ary aoka hiaraka hanandratra ny Anarany,

Ny Anarany isika!



Raha misy ny mpanota de izaho no lohany,

Nefa mbola notiavin'Atra!

Koa mbola hanota ihany ve

Mba hitomboan'ny fahasoavany?

Tsia, sanatria!



        

Ndriana Ramamonjy

Partager ny fahasoavan'andriamanitra

Commenter ny fahasoavan'andriamanitra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ndriana Ramamonjy