4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misaotra anao izahay - Ndriana Ramamonjy

Misaotra anao iazahay ry Ray noho ny fitiavanao

Ny haizin - kitroka misy ahy indro fa nidiranao

Dia hazavana lehibe no indro fa naposakao

Ka ravoravo ery ny fo izay midera anao

  

Ref:     Inona ary no havaliko Anao

               Noho ireo soa efa narotsakao

               Dia hazavana lehibe no indro fa naposakao

               Ka ravoravo ery ny fo izay midera anao



Na dia tsy mendrika ry Ray ireto te hidera Anao

Dia notoloranao tokoa ny fanavotan - dehibe

Na dia mahantra aza re dia novidian’ny zanakao

Tamin’ny ràny izay madio mba isan’ny Anao



Ref:.........



Dia menatra tokoa ry Ray hifanatrika aminao

Ka rehefa nody ny zanakao dia indro fa manantona

Nanery ahy izany foko resin’ny Fitiavanao

Ilay fo maniry mafy Anao ka indro hanjakao



Ref: ...........

Partager misaotra anao izahay

Commenter misaotra anao izahay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ndriana Ramamonjy