4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Avia derao - Ndriana Ramamonjy

Mandraisa toerana ianao

De hadinoy ny momba anao

Ny tebiteby ahiahy

Mba avelao ivelany ao

Velaro ny tananao de raiso koa

Ny tanako

Ny hirantsika androany *

Hiventy ny firaisampo



Avia derao izy e

Fa mampiray izy e

Lay Andriamanitra fitiavana

Mampifankatia

Tsara izy e



Mandraisa toerana ianao

Ny masonao akipio

Sambatra ilay toeran'izay mbola ho vantaninao

Honenantsika ireo

ka hiaraka anandrapeo

Mivavaka amin'i Ray

Ho sambatra mandrakizay

Partager avia derao

Commenter avia derao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ndriana Ramamonjy