4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Soavaly metaly - Kiaka

Fantatrao ve izao zavatra ho lazaiko
Korotam-by mitambatambatra
Nomena endrika soavaly izy io
Ary mety koa hahatara an’ialahy

Raha ialahy no mitondra azy
Mandeha mirevy
Dia haniditsidina toa voromahery
Voromahery èry ambony vovonana
Vonovorona ve atahoran’ialahy ?

Soavaly vy, revin’ny bandy lesy izy io
Soavaly metaly, mibetrobetroka
Soavaly vy, mahatamana, manadala

KIAKA

Partager soavaly metaly

Commenter soavaly metaly

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kiaka

Suite