4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mba tahio - Joseph d'Af

JESOSY o ! aiza anao o!
tandrignesa foko mitady anao !
JESOSY o! valia zahay !fa tsy mahatokan-tegna
mba tahio,tompo mila anao zay!
mba tahio ,zay mahantra mahasikiny
mba tahio;reo sahiragna sy ireo mijaly miaigny
mba tahio!mila vonjy ny aty!!!!!!
REF: mba tahio!!!!!
olo maventy tsaiky madiniky ,t
anora ambony tany atoy!
zaho mino,fo andra araiky agny Anao agnamia zahay mahazava
masoandra vao
zagnahry e!!!! magniry tegna maniry
ny ahita fahasoavagna avy aminao
ny agnaboanao fahagagana tsy mety lany
ny hangnasitragnanao reo areti-mandringa ,maharary
mba tahio.............
REF;

OO!mitaraigny ny tany !
mbatsy ho very fanantenana
na ho kotsan-dranomaso
zay hivavaka atrany atrany
mandrapisokatra ny lanitra
FEF

masoandra vao!!!!

Partager mba tahio

Commenter mba tahio

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Joseph d'Af