4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira 1. ameolalana - Anziza Salema





Yeeah Ameo lalana e

Aaah Ameo lalana e

Ameo lalana andisoma! Ameo lalana e

Angatako amirazako abye Ameo lalana e

Ameo lalana e!y a Ameo lalana e

    

Zao vahiny vo tonga tamity  Ameo lalana e  

Tomobily nondranako mbola inye  Ameo lalana e  

Eka tany niaviako tsy mariny  Ameo lalana e  

Ra tsy mety nataoko aza menatsinye Ameo lalana e

Ameo lalana andisoma! Ameo lalana e

Angatako aminiavako abye Ameo lalana e

Ameo lalana e!y a Ameo lalana e

    

Anjoany mifangaro sakalava Ameo lalana e

Eka tany niboako Gasikara Ameo lalana e

Zaka nondranako lavalava Ameo lalana e

Atsika mpilongo aza miafaafa Ameo lalana e

Ameo lalana andisoma! Ameo lalana e

Angatako aminamako abye Ameo lalana e

Ameo lalana e!y a Ameo lalana e

    

Yeeah Ameo lalana e

Aaah Ameo lalana e

Ameo lalana andisoma! Ameo lalana e

Ameo lalana andisoma e Ameo lalana e

Ameo lalana e!y a Ameo lalana e

    

Zao tsy vahiny! fa tompontanana Ameo lalana e  

Eka tany niaviako Mahajanga Ameo lalana e  

Ao misy Doanin-Andriamosara Ameo lalana e  

Mietsiketsika zay amidibaoasa Ameo lalana e  

Ameo lalana andisoma Ameo lalana e  

Ameo lalana andisoma e Ameo lalana e  

Ameo lalana e!y a Ameo lalana e  

    

Tomo tanora andeso Matoy  

Ra maresaka tsy vitanolon-droy  

Tsita lavitra banjan’ny andafiroy  

Tsy renin-tena mbaminykekitra alloy e  

    

Beronono volazandreo manavy  

Ampamorika nambara mpamosavy  

Biby misy elany kananavy  

Refa matoey antena kaina dady  

Kapokapoka minana rahafady  

Ka miresaka lotra tsonjo mavandy!  

Mandalo Ramaka may ny tanana  

Oanina tsy mikiky damba  

Kaza miboka be fa tratra  

Eka tsenan’ny Marovoay talata  

Tojy amizavatrolo baraka  

Eka majamba masonolo fandrava eya  

    

Nomaly e e enomaly e Oh

Nomaly ah ah a nomaly e Oh

Nomaly e zao nanofy tsara

nomaly e Oh

Zao nananofy ta Mahajanga

nomaly e Oh

Nitsangatsanga a Tanimasaja nomalye Oh

Teteziko ziska Marolaka nomalye Oh

Niafaranan’ny nofiko Alabattoara nomaly e Oh

Partager 1. ameolalana

Commenter 1. ameolalana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Anziza Salema