4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira 12h.5 - RAH-CKIKY

Soa soa a! ny fitiavana angalarina ekena fa mafana saingy mira na égale fijangajangana, oe! Oe!oe!

Na izaho na ianao toa tsy mba nisaina akory ireto vady anakiroa tsy sambatra fa ory  a

Soa soa, ’reo revy rehetra rehetra efa tapitra natao tena tamin-tsitrapo na tamin’ahy na taminao oe!!

Ireo jobako taloha nofoanako daholo na ry Dina, ry Sabine, na ry Kalamenavolo,

Ianao, ianao saro-piaro, asa na fitiavan-tena noho ilay fato-maty taorian’ny fanekena oe!!

Fa tamin’ny andro sasak’alina nandaozana ny taona nampitambatra ilay ilo izay efa ela no te-hihaona oa!!

Izaho saro-piaro , asa na fitiavan-tena noho ilay fato-maty taorian’ny fanekena oe!!

Fa tamin’ny andro sasak’alina nandaozana ny taona nampitambatra ilay ilo izay efa ela no te-hihaona a oa!!

Andriamanitra ô, misitery sa fitiavana inona loatra re? No namatotra anay (No namatotra anay) fa raha izaho efa ela no naniry hampangatsiaka nefa toa, toa vao maika nahamay

Sa misy any ho any anjara an’elakelan-trano  tsy mitoetra fa mandalo ho tantara sy ho angano,

Dia ireto vadintsika mirevy kaly mangatsiaka toa tsy hitako fa ny antsika manifika e!!

Tsaroanao ve  ilay alim-podiana tany Ambodinifody toa tsy nahalala nody toy ny samy azon’ody oe!!!

Ny fandriana nikonaina nikiakiaka nitaraina

Ny lelanao nihamaina, izaho ritra ranon’aina, oa!!!

Tadidio ilay sasak’alina mahery dimy (12h.05) fa iny ora iny no nanaovana an’i dina, oe!!!

Hamaranako azy izay fiaingany fandehany, isika hifankatia ka izay hidonany any halehany an!!!

Soa soa!!!

Partager 12h.5

Commenter 12h.5

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAH-CKIKY

Suite