4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Mitady trano hofaina maika mahamasina sy ny manodidina,antanimena,andravoangy ambony - Maison

Par - Dimanche 02 juin 2013 à 19:05:51 - madagascar / Antananarivo
    mitady trano hofaina maika pour 1pers mba tsaratsara,na efitra 1 aza tsy maninona,misy douche sy wc tsy mitambatra be,mba en sécurité sy tsy tena mitsofotsofoka be, manodidina an'i mahamasina no tena tsara, sinon tsy maninona koa ra ampandrana sy andravoangy ambony na ambany, antanimena,afaka mi-contacter ahy foana refa eto manodidina ny tana ville, 100 000ar na 500 000 fmg ny ambony ndrindra, merci de me contacter 032 76 407 90, ra sanatria tsy mahazo de afaka mametraka afatra, misaotra tompoko

    Partager cette annonce

    Commenter cette annonce