4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tany amidy sur RN5 Toamasina - Immobilier

Par Jerch87 - Mardi 18 juin 2013 à 14:47:20 - MADAGASCAR / Toamasina
    Tany amidy, sur RN5 à 26 KM de Toamasina + 10 minutes à la pirogue miala RN5, amorona rano mamy, cadre exotique, efa vita karatany.

    Surface :10400 m2, misy partie azo anaovana tanimbary na dobontrondro.
    Ireto avy ny zavatra ao anatiny :

    - 2 tranotantely modernes (1 etage et 2 etages) efa feno reniny sy akaniny ary efa tamàna tsara, ary mbola afaka mamandrika koa ianao,
    - 2 dobo (traditionel) efa misy trondro, ary misy toerana azo anaovana dobo moderne
    - 1 dobo efa misy amalona 30 mahery.
    - 30 mahery fototra voanio (mbola madinika sy salantsalany, efa misy mamoa)
    - 30 mahery fototra letchis mbola madinika
    - sy ny zavamaniry hafa toy ny manga, corossol, voasary,mananasy, filao, kininina sns…

    PRIX : 75.000.000 FMG
    Mail : tsiriva@gmail.com
    Tel : 0348038312 / 0330745705

    Partager cette annonce

    Commenter cette annonce