4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

MITADY ATELIER KELY EFA MPANAO TEE-SHIRT - Bonnes Affaires

Par Jannatiy - Mercredi 04 juillet 2018 à 13:25:30 - Madagascar / Antananarivo
  • MITADY ATELIER KELY EFA MPANAO TEE-SHIRT  image 0
MITADY ATELIER KELY EFA MPANAO TEE-SHIRT HANAO SANTIONANA ROBE-SHIRT
Mpivarotra te hanandrana raoby amina lamba tee-shirt mitady atelier kely hanao échantillon vitsivitsy.

Fomba fandoavana vola:
50% avance, ary 50% rehefa haka ilay entana.
Misy contrôle qualité ka izay mety tsara no aloa vola.

Isa 5 ihany aloha no hatao ny herinandro voalohany hatoro ireo client-nay ary ampiakarina tsikelikely ny isa araky ny fitiavany azy sy ny fihodin’ny tsena.

Alefaso amin’ny adiresy mailaka eo ambany aloha ny sarin’ny vokatra efa fataonareo sy ny sarin’ny atelier-nareo ary ny adiresy ary laharana telefaonina dia alefanay aminareo ny fiche technique kely miaraka amin’ireo karazana maodely hanaovana echantillon.

Omenareo ny prix-nareo (mandray vita izahay) isaky ny sary alefanay dia raha azo idirana dia miantso izahay mialohan’ny hanantonana any amin’ny atelier-nareo.

jannatiressources@gmail.com



Partager cette annonce

Commenter cette annonce