4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Confection et sérigraphie - Bonnes Affaires

Par Dn1967 - 0340912685 - Mardi 31 octobre 2023 à 13:32:19 - Madagascar / Behoririka
  • Confection et sérigraphie image 0
  • Confection et sérigraphie image 1
Izahay dia orinasa madinika manao ny asa rehetra mahakasika ny zaitra toy ny T-shirt,Polo, Survêtement, maillot,sweat, casquette, banderole, Lambahoany, Bob, Gilet sy ny sisa . Manao impression DTF sy transfert ary sérigraphie ihany koa izahay.Koa manasa antsika fikambanana na sekoly na fiangonana, olona tsotra sy ny sisa tsy hisalasala hiantso na hanantona anay fa ho afa-po tanteraka ianareo.
Traikefa maherin'ny 15 taona.
Contact :0331122386 na 0340912685
Toerana: Antanety atsimo Ambohimanarina

Partager cette annonce

Commenter cette annonce