4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Mangataka fanampina ho hamitana ny asa ny Tompo - Autres

Par - Dimanche 11 aout 2013 à 13:09:57 - Madagascar / Antananarivo
    Miarahaba antsika rehetra mpianakavy ny finoana ny tenako.
    Voalohany indrindra dia ialako tsiny raha betsaka amintsika zay mahita ty hafatra ty no mihevitra fa diso fipetraka ty na mihevitra fa fisolokiana ty.
    Tsara manamaarina fa tsy misy resaka fisolokiana ty sanatria zany.
    Izaho dia Tovolahy iray mpiakamabana ao amin Sampana Lehilahy Kristianina (SLK) izay hanomana ny fihaonambe ny SLK any Nosy BE Hell-Ville ny 05,06,07,08,09 Septambra 2013; noho ny enti mananana tsy ampy anefa dia mangataka fanampiana avy aminareo izay malala tànana ny tenako mba hafahako makany hanatonotosa ny asan'ny Tompo.Nys aran dalana amin izany dia mitentina 200.000Ar na 1 millions FMG ka vaorakitr io daholo ny fitanterana,sakafo,sns;kanefa iaraha mahalalal zzay mety iseho any an dalana sns dia tsara iany manisy imprévus ka izany mahatong azy atao hoe 250.000Ar.Tsara ny mampafantatra anatsika f'araka ny voasoratra hoe:"Lazaiko aminareo marina tokoa:Araka izay efa nataonareo tamin'ny anankiray amin'ireto ralahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko"Matio 25:40 izany ry havana dia mampianatra antsika fa mila mahay mifanampy isika kristianina,tsy amin resaka ara panahy ihany fa amin maha olona koa;zany hoe mila mahay mivelona ho an hafa.Nahaona ary??Araka ny efa voasoratra hoe Mahefa be amin asan Tompo fa tsy faoana ny fikelezanao aina ary ihany koa"Izay mino ahy,ny asa ataoko no hataony koa;ary hanao asa lehibe noho izany aza izy,satria izaho mankany amin 'ny Ray"Jaona 14-12.Mivelona ho an 'ny hafa koa ny tena kristianina satria baiko ny tompo izany satria samy nomeny fanomezan pahasoavana samihafa ny tsirairay.Nomeny harena ve ianao?Tadidio ary fa araka zay habetsaka nanomezana anao no itakianaya aminao,ary maha toa ianao nomeny dia misy asa tianay ataonao ao.
    Tsarovy koa ary ry Havana fa izay manome amin fifalina no sitak'Andriamanitra.
    Koa misaotra mialoha anareo zay afaka manampy ny tenako ka Andriamanitra manakarem pahasoavana anie hamaly fitia anareo.Mangataka fiara mivavavaka ihany koa.
    Fanamarihana kely fotsiny dia amin 18 aogositra zao ny fandefasana ny anarana zay handeha any amin'ny Foibe FJKM.
    Afaka arotsakareo amin ty laharana MVola ty zay fohinareo 0344106498.5tsy mandray bip aho na rappel moi).Mandray appel miseho laharana manomboka amin 8 ora maraina ka hatramin 6 ora hariva raha sanatria ka lany battérie io ao anatin zay dia afaka miantsoa ahy koa ianareo amin reo ora voatondro amin laharana 0202636016 ka Monsieur Riana no tadiavinao
    Ny ralahinareo amin Tompo Kristy Jesosy

    Partager cette annonce

    Commenter cette annonce