4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

TSY HO LANY ANDRO MIVEZIVEZY... - Auto-Moto

Par Debian - 034 20 247 93 - Mardi 10 avril 2018 à 08:59:31 - Madagascar / Antananarivo
  • TSY HO LANY ANDRO MIVEZIVEZY... image 0
Marina tokoa fa manamora ny fivezivezena ny fiarakodia.

Fivezivezena amin'ny asa atao, amin'ny adidy samihafa, amin'ny fialam-boly...

Fa raha ho amin'ny fanamboarana sy fikojakojana fiara dia azo ahena betsaka tokoa izany fivezivezena izany.

Raha marika koreanina ny fiaranao (HYUNDAI - KIA - DAEWOO - SSANGYONG), dia manantona ny KOSPAM-AUTO fa hihena be ny fotoana lany amin'ny fivezivezenao, satria ao no ahitanao

- Ireo kojakojako ,marika tena izy , momba ireo fiara ireo.

- Asa matihanina amin'ny fikojakojana sy fanamboarana.


Ireto no laharana raha te hifandray aminay ianao :

Ankadifotsy : 033 28 247 93 ; 034 20 247 93
Andrefan’Ambohijanahary: 034 11 640 18; 033 11 640 18
Fasan’ny karana: 034 12 761 61 ; 033 81 761 61

Na koa tsidio ny Pejy facebook:
https://www.facebook.com/KOSPAMAUTO/

Raha misy fanontaniana.

Mirary tontolo andro mahafinaritra!

Partager cette annonce

Commenter cette annonce