| MPIRAHAVAVY MPANAO ASA SOA |
|
|
| |
Hamangy, hivavaka ary hanampy amin'ny fomba rehetra arakakaraka izay eo am-pelatanany ny marary eny amin'ny Hopitaly Androva Mahajanga.
Ny tanjona dia ny hivavaka ho an'ireo marary mba handray fanasitranana amin'ny Anaran'I Jesosy Kristy :"Fa ny dian-kapoka taminy no nahasitrana antsika"
Maniry ny hitondra fanampiana ho an'ireo marary ihany koa izahay, satria maro ny olona tonga mitsabo tena eo amin'ny hopitaly fa na ny hohanina aza tsy misy.
Koa raha manana zavatra hanampiana anay ianao, mba hanantanterahanay izany asa masina izany dia manorata aty amin'ny Fiangonana amin'ny alalanny adiresy mailaka eto ambany.
Mifalia ao amin'ny Tompo e!
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Notre historique : |
|
|
Ny Sampana Dorkasy dia vehivavy natao mba hanao asa soa, ao am-piangonana ary eny ivelan'ny fiangonana ihany koa.
Ireo MPIRAHAVAVY MPANAO ASA SOA, dia mpikambana avy amin'ny Dorkasy ihany, izay avy namonjy Seminera Nasionaly ho an'ny vehivavy ny taona 2006 tao amin'ny Toby Pentekotista Ambohidratrimo. |
|
|
|
|
|
Notre Adresse |
|
|
Fiangonana Pentekotista Mitambatra
Mahavoky Atsimo
401 - Mahajanga
Madagascar |
|
|
|
|
|
Téléphone : 0206290285 |
|
|
|
|
|
|
|
|
E-mail : fpmm_mahavoky@yahoo.fr |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|