| ALA (LES ANCIENS DU LYCéE AMBOHIMANARINA) |
|
|
| |
Amin\'ny maha lycée vaovao ny lycée Ambohimanarina, dia anjaranay maintimolaly ny lycée no mampahafantatra azy aloha voalohany indrindra ary ny manefa ny adidinay amin\'ny fampandrosoana azy . Ny tanjonay ihany koa dia ny mampahatsiahy ny mpianatra rehetra izay efa nandalo tao mba tsy hanadino ny hasarobidin\'ny fisian\'io lycée io. Ny hazo no vanon-ko lakana, hoy ny fitenenana,dia ny tany naniriany no tsara. Tsy ho an\'ny maintimolaly irery ihany anefa no antso ataonay fa ho an\'ny ray aman-dreny rehetra monina eny ambohimanarina. Sarobidy ny fianarana ary io no lova tsara indrindra! sambatra isika nahazo ny lycée ambohimanarina ary manantena fa tsy hataontsika tsinontsinona anie izany fa hataontsika kosa izay hampandroso sy hatonga azy ho lavitra. Izay mantsy no tanjontsika voalohany indrindra.Misaotra |
|
|
|
|
|
|
|
|
Notre historique : |
|
|
Voa aingana no noforonina ny ALA. Tamin\'ny Alarobia 3 mey 2008 na dia efa nisy ihany aza ny hetsika efa nataon\'ireo mpianatra maintimolaly sasany teo anivon\'ny lycée ambohimanarina(lycée:izay voa aingana ihany koa no nisokatra). Ny fivoriana voalohany dia noho ny fanomanana hetsika noho ny fandehanan\'ny Proviseur voalohany Randriamangason Lala Richard hisotro ronono. Io proviseur io moa no nahatafantsangana ny Lycée ambohimanarina ary zava-dehibe loatra ny nitsanganan\'izany lycée izany ka izay no nahatonga ny ALA hivondrona ho fankasitrahana azy.Mbola maro ireo hetsika izay ho karakaraina! |
|
|
|
|
|
Notre Adresse |
|
|
Anosisoa Ambohimanarina |
|
|
|
|
|
Téléphone : 0202411668 |
|
|
|
|
|
|
|
|
E-mail : r.aina@hotmail.fr |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|