|
|
| • Préparation |
|
|
Afangaro daholo ireo ingrendients ireo, dia afangaro tsara.
Avela milona adin'iray.
Andraoana anaty moule fanaovana mofogasy ireny dia asiana menaka na saindoux aloha ilay moule vao araraka ilay pate, tsy atao feno loatra.
Avela mendimendy tsara
|
|
|
|
|
|
|
|
|
| • Les ingrédients |
|
|
3 kapaoka na kobam-bary
3/4 rano mafana
Sira , bicarbonate, menaka na saindoux
|
|
|
|
|
|
|
|
| • Les commentaires des internautes |
cliquez ici pour ajouter un commentaire
|
|
• Posté par : hn- le: 14/02/2008 15:06
tsy dia tsara lotra ny bicarbonate raha sakafo no atao an! tandremo makarary vavony io an!
ny tsara ampiasaina levure boulangère ; mena tsotra dia mety
misoatra é!
|
|
|
|
|
|
|