|
|
| • Préparation |
|
|
voasana ny mangahazo
handrahoana miaraka @ siramamy tsy atao diso malemy be
potsehina tsara esorina ny faikany
asina leviora
atao boribory atao anaty sachet 1 na 2 ora
volavolina avy eo atao boribory aloha dia avy eo atao lavalava araka izay habehany tiana fa ny tsara atao kelikely
dia endasina
mazotoa homana |
|
|
|
|
|
|
|
|
| • Les ingrédients |
|
|
mangahazo lena 1kg
siramamy izay hitiavana azy ny hamaminy
1/2 fonosana levure
menaka hanedasana |
|
|
|
|
|
|
|
| • Les commentaires des internautes |
cliquez ici pour ajouter un commentaire
|
|
• Posté par : Tia sakafo- le: 25/03/2008 07:39
sao de mba be loatra le levure tapana sachet?
MAzotoa homana oh
|
|
|
|
|
• Posté par : Radokely- le: 09/02/2008 10:10
Tsy mila farine tsony fa ny mangahazo efa farineux!
Tsara loatra ny mofo mangahazo, indrindra ra asiana extrait de vanille kely! hmmmmmm
|
|
|
|
|
• Posté par : tiana- le: 29/07/2007 15:33
 fa angaha tsy asiana lafarinina fa tonga dia endasina .
de tsy miparitaka ve?
|
|
|
|
|
• Posté par : pika- le: 06/12/2005 14:39
leviora chimqiue no nampiasaina t@ izany
|
|
|
|
|
• Posté par : ramikely- le: 29/11/2005 16:06
Inona no maha samihafa ny levure chimique sy levure boulangère ?
|
|
|
|
|
• Posté par : tola- le: 28/11/2005 17:31
Levure chimique ve sa boulangère io azafady
|
|
|
|
|
|
|