|
|
| • Préparation |
|
|
|
battena ny atody sy sucre mba hitambatra tsara, avy eo arotsaka ny farine ny levure, afangaro tsara @ batteur electrique fa mamizana tanana, arotsaka ny yaourt! avela hilona 1h eo! endasina anaty casserole diba-menaka feu doux! mivadibadika hoazy ny mofo baolina manja kely!omana amin'izay fa vao mafana izy mikarepoka tsara!miammiam |
|
|
|
|
|
|
|
|
| • Les ingrédients |
|
|
| atody 4,farine 500grs,levure chimique 1scht,sucre 200grs,yaourt nature 1pot |
|
|
|
|
|
|
|
| • Les commentaires des internautes |
cliquez ici pour ajouter un commentaire
|
|
• Posté par : MAMOUNE- le: 01/09/2008 17:03
AMPINA ZESTE CITRON VAO MAIKA MATSIRO
|
|
|
|
|
• Posté par : lilas- le: 22/08/2008 09:42
manjabe fa merci raha mbola misy dia arosoy
|
|
|
|
|
• Posté par : Gegee- le: 22/08/2008 09:38
rehefa tonga any dado aho dia hanadrana ho any vady amanjanako fa tena hoatry ny tsara be izy izany .Manoratra eto ihany aho milaza ny akony
misaotra e
|
|
|
|
|
|
|