|
|
| • Préparation |
|
|
Kapohina tsara miaraka:siramamy,atody,karibonetra.
Rehefa levona tsara ireo dia atapoka ny ronono.
Ampifangarona tsara ny lafarina sy levure,dia araraka tsikelikely.
Arohina tsy mijanona ka tsy azo atao miverina.
Rehefa tsy manara-tanana raha raisina dia vita.
Saromana tsara amin'ny vilia,dia avela hilona mandritra ny 4 ora fara faha-keliny.
Raisina amin'ny sotro,dia arotsaka anaty menaka tsy dia mangotra loatra.
Mazatoa homana! |
|
|
|
|
|
|
|
|
| • Les ingrédients |
|
|
Recette nomen'ny nenitoako efa 80 taona mahery izy ity,ny termes nampiasainy dia notazoniko.
- lafarina: 1/2 kg
- atody: 3
- karibonetra (bicarbonate de soude,any @ farmasia):1/2 sotrokely
- levure: 1 sotrokely
- siramamy: 1 Kapoaka
- rononono :1/2 vera |
|
|
|
|
|
|
|
| • Les commentaires des internautes |
cliquez ici pour ajouter un commentaire
|
|
• Posté par : pain ballon- le: 31/10/2008 14:58
hmmmm miam miam! tonga de asiana menaka miaraka @ pate de tsy mila atao be menaka refa manendi azy! sady milay be ny tsirony syny fivpokan an!! merci pour le recette
|
|
|
|
|
• Posté par : giuliani- le: 14/06/2008 16:06
ahoana daholo, ra ohatra ka tsy misy ani lay bicarbonate de soude de raha ohatra ka levure fotisny ,mety tsy ho tafavoka lay mofo baolina,misaotra
|
|
|
|
|
• Posté par : lalaina- le: 10/04/2008 19:36
Manahoana e! dia raha allergique ronono dia firy fatra rano atao aminy sa mitovy ihany ve ary ilay kapoaka siramamy, kapoaka ohatran'ny any tanana ve sa ...
|
|
|
|
|
• Posté par : tina- le: 06/04/2008 19:23
fa ahoana tsara le hoe tsy manaraka tanana ny ahy to tsy nety fa tsy azoko na be loatra ve le ronono nataoko sa ahoana
|
|
|
|
|
• Posté par : eliane- le: 11/02/2008 19:48
tsara kokoa io raha asiana huile 4 sotro lehibe ny paty mba tsy hifoaka menaka rehefa endasina, andramo kely ange e! Aza adino koa fa "grande friture no hanaovana azy an! Mazotoa e!
|
|
|
|
|
• Posté par : loulou- le: 11/02/2008 16:34
efa ela aho no nitady io re7 io.nanandrana nanao aho fa tena nety b sady tsara be .faly ery ny ankizay.merci à toi
|
|
|
|
|
• Posté par : liva- le: 03/02/2008 12:02
Asa na tena nandra ny tena na ahoana (hehy) fa nanandrana aho fa tsy nety e.
Tonga dia miparitaka be ao anaty menaka fotsiny.
Fa manao ahoana aloha ny volume'n'ilay vera ?Sao dia ao mantsy ny olana
Dia misaotra mialoha
|
|
|
|
|
• Posté par : nectarine- le: 31/07/2007 15:13
tsara be le mofo baolina fa misaotra e!tena matsiro an
|
|
|
|
|
|
|