|
|
| • Préparation |
|
|
Afangaro daholo ireo rehetra ireo miaraka @ menaka 4 sotro, dia ny tena tsara, avela milona iray alina ilay koba mofo baolina.
Endasina @ izay.
Mazotoa homana
|
|
|
|
|
|
|
|
|
| • Les ingrédients |
|
|
-Atody 4
-Siramamy 8 sotro
-Menaka
-farine 450g
-Levure kely
-rano(tsy atao be loatra,izay mamparihitra azy) |
|
|
|
|
|
|
|
| • Les commentaires des internautes |
cliquez ici pour ajouter un commentaire
|
|
• Posté par : Rosilas- le: 14/08/2008 12:54
 Tena tsara be ilay recette Mofo baolina fa misy hatao rahampitso 15 aout e!Fa ny mba ilako fanazavana kely dia ny mikasika ilay levure : ilay karazana levure manao ahoana kay no tena tsara amin'izy io.Oh : levure chimique sa levure boulanger sa lay carbonate tsotra fampiasa andavanandro ireny.
|
|
|
|
|
• Posté par : ragalybert- le: 18/07/2008 21:58
hoanina avy manao......baolina no mahatsara an'io fa baolina inona anefa? dé levure inona koa fa tsy dia mampiasa rano anie fa labiera no tena tsara é.mamporisika ny mikroba hirongatra ny bbx
|
|
|
|
|
• Posté par : nicole- le: 20/10/2007 17:54
saotra e! faly ery ny kilongako amin'ireo" recette" nomenareo f'izahay tany dago teo de ireo foana no angahatahin-dry zalahy; ary ny ramanonaka ve mba misy afaka manome "recette" e? dia misaotra mialoha e!
|
|
|
|
|
• Posté par : raloom- le: 01/06/2007 16:04
alona aona le koba koba mofobaolaina e!
|
|
|
|
|
• Posté par : Mpiserana- le: 16/04/2007 23:16
Tsara ilay recette ! misoatra betsaka, misy soson-kevitra : hafaka ampiana ronono nestlé koa voa maika tena hoatran'y @ tanana mihintsy...miam miam...
|
|
|
|
|
• Posté par : rasoakobokibo- le: 28/03/2007 10:05
Haody o! inona no masaka ao?
ilay mofo baolina , tsara koa raha soloina dibera ilay menaka efatra sotro fa tena matsiro be
|
|
|
|
|
• Posté par : titi- le: 13/09/2006 13:56
Tena tsara le mouf bol avy @ recette-nareo fa misaotra ,mampahatsiahy ilay misotro kafe tapany asiana ronono
|
|
|
|
|
• Posté par : nounoussie- le: 19/10/2005 11:18
F'angaha ny mofo baolina tsy atao amin'ny lafarinina e ! aiza ary ianao izany !!!!!!!!
|
|
|
|
|
• Posté par : ramalagasy- le: 28/09/2005 12:25
Faha angaha ny mofo baolina hatao desera ry ireto an? Kaly @ ny maraina io.
Ny Malagasy angeha tsy manao desera afa tsy voankazo e
Ba betsaka
|
|
|
|
|
|
|