|
|
| • Préparation |
|
|
Afangaro @ rano dia endrasana kely 4 na 6 ora alohan'ny hanendasana azy.
|
|
|
|
|
|
|
|
|
| • Les ingrédients |
|
|
- 250 g de farine de riz
- 500 g de farine de blé
- 250 g de sucre
- 1 sachet de levure |
|
|
|
|
|
|
|
| • Les commentaires des internautes |
cliquez ici pour ajouter un commentaire
|
|
• Posté par : Lolita- le: 23/09/2008 15:23
Tsara kokoa rehefa manome recette dia atao complet tsara, firy ny fatran'ny rano mety amin'io fatra koba sy farine io e
|
|
|
|
|
• Posté par : piso- le: 14/03/2007 10:22
izaho koa efa nanandrana fa ny rano aza atao betsaka manorata 8 ka raha vao tonga de mitambatra ny pate de mety izy izay sinon ampio ihany ny rano aza kivy fa mila mamerina matetika vao metypiso
|
|
|
|
|
• Posté par : Irinah- le: 11/10/2006 21:43
Manao ahoana daholo!
Efa mba nisy nanandrana an'ity recette mofo menakely ity ve?
Nanandrana aho mantsy fa tsy dia afa-po loatra satria ny fatran'ny rano dia nataoko au pif teo ho eo amin'ny 1/2l teo. Ary nony nendasina dia ilay partie somary manify amin'ilay izy boribory iny tsy mba malefaka ohatran'ny eny amin'ny mpivarotra any amintsika fa lasa mikarepoka. Ka asa inona no mahatonga izany? be rano ve sa tsy ampy farine de riz sa tsy ampy farine de blé?
Manantena valiny avy aminareo!
|
|
|
|
|
|
|