|
|
| • Préparation |
|
|
Tetehina araka izay itiavana azy ny karaoty, ny laisoa ary silahina roa ny haricot vert.
Hafanaina ny menaka ary arotsaka ilay carry avy eo ny tongolo egypta voatetika sy ny tongolo gasy voatoto.Rehefa vita dia alefa ao @ izay ny laisoa sy ny karaoty ary ny haricots verts;arohina ary avela ho ritra ilay ranon-tsasany.Asiana sira sy poivre ary vinaigre @ izay dia afaka aroso .
|
|
|
|
|
|
|
|
|
| • Les ingrédients |
|
|
Carottes 500g
Choux blancs(zaraina 2)
Haricots verts 100g
Tongolo egypta 2
Tongolo gasy (hasiny 3 na 4)
Carry
Sira
Poivre
Menaka in-4 sotro
Vinaigre 2 sotro |
|
|
|
|
|
|
|
| • Les commentaires des internautes |
cliquez ici pour ajouter un commentaire
|
|
• Posté par : ragalybert- le: 18/07/2008 21:48
bezour
natokana ho an'i fandjra,ny tsar indrinra dia ny mividy gallette de riz ka toy izao ny fampiasa azy:rehefa lamba ka azonao antoka fa madio dia velarina eo ambon'ny toerana marin-drano(surface plane)oh na ex:latabatra...
1-fafazana rano io lamba io ho mando
2-atsoboka ao anaty rano miaro atody izay voakapoka tsara ilay gallette nosafidinao ny habeny ary velarina tsara eo ambon'ny lamba lena.
3-farany,ahorona araka izay itiavanao azy(nem,samossa,carrée,...)ny sesika na ny farces izay nomaninao ary ho solon'ny lakoly,atody voakapoka alaina @borosy malefaka no haosotra @feuille de gallette izay manindry na miorona farany.Tsy gasy io e! VELOMA
|
|
|
|
|
• Posté par : fanja- le: 03/06/2008 19:40
 tena tsara le kaly thizo fa mahafinaritra e! ary hono hoa aona ny manao pâteà nem kay
|
|
|
|
|
• Posté par : luna- le: 11/05/2008 11:57
azafady, amiko izany lasary izany dia sauce vinaigrette fa tsy handrahoina ny menaka
-ny laisoa dia alona anaty rano mafana vy nandevy ary rehefa hita fa souple tsara ilay lesoa tsy hoe masaka be fa hita fa azo hoanina dia esorina ao ary alana tsara ny ranony,
-ny karoty kosa dia alona miaraka @ sauce vignagrette ary atambatra izy sy ny lesoa , jereo fa tsara izy (sauce vignagrette : menaka+vignagre+oignon+poivre +un peut de carry pour juste odeure) abdramo ange ary hampitoviho @ laisoa handahoina .
|
|
|
|
|
• Posté par : noro- le: 02/04/2008 22:30
Fanaovana lasary hoan\'izay olona maika be io é
Tsy azo andrahoana be ny legumes lasa tsy croquant. Ny karoty aza atao eo ambony afo akory. ary ny lasary tsy maintsy havela hilona indray andro farafaharatsiny vao hoanina !
|
|
|
|
|
• Posté par : matsiro- le: 08/05/2007 10:56
Avy dia arotsaka miaraka daolo ve ny légumes rehetra? ary asiana rano?
|
|
|
|
|
• Posté par : Cèdre Lassègue- le: 02/05/2006 16:02
hevitra ry ireto a.
rehefa manao lasary ianareo dia somary asio tantely kely fotsiny anie e! Diaho hitanareo fa tena matsiro be lay izy. Tsy ho ampy aza.
|
|
|
|
|
|
|