Menu

HENA BAOLINA MIARO SAOSY VOATABIA

Retour

Recette HENA BAOLINA MIARO SAOSY VOATABIA


information

Nb de personnes : 2 à 4 personnes
Temps de préparation : 30
Temps de cuisson : 10
Difficulté : Facile
Type : Entrée
Posté : TSIORY

Les ingrédients

totokena 800g
tongolo gasy 1
atody 2
tongolo be 2
voatabia 1+ vatabia@boite 1
tongolo maintso sy kotomila/ coriandre
150cl d'huile de tournesol
50cl huile d'olive

Préparation

totoy @laona kely ny tongologasy
teteho madinika ny tongolo maintso sy ny kotomila
afangaroy tsara atody+totokena+tongolo gasy +1/2 de ciboulette et coriandre+
volavolaina boribory /na araak'iizay itiavanao azy/rond ou meme ovale
endaso avec huile d'olive
etsy an -daniny manaova saosy votabia
endasina mendy tsra ny tongolo be avy eo arotsaka ny voatabia ;afangaroy tsy miato pdt 5mn
arotsahy avy eo ny voatabia@boite ary @ny farany de arotsahy le ambina coriandre + tongolo maintso azafangaro intsony
mazotoa homana tompoko tsara rah pate sphagetti no miaraka aminy fa tsy vary e