|
|
| • Donnez ou demander une astuce |
Accueil recette » la liste des astuces proposé par les internautes
cliquez ici pour donner ou demander une astuce
|
|
• Posté par : razaka- le: 02/08/2006 16:03
pour faire le mofo gasy oui (je cherche aussi la recette de ramanonaka)250 g de farine de blé ou de riz; 1 litre d'eau; 100 ou 150 g de sucre; 1 sachet de levure boulangère (ou chimique) laissez reposer une nuit (si c'est la levure boulangère) sinon 1 heure avec la levure chimique.Dia avy eo hafanaina tsara ilay moule mofogasy (hafaro any Dago) dia asio menaka kely dia hararaho ao anaty moule (atsasaka moule) dia havadiho rehefa afaka minitra vitsivitsy. MAZOTOA HOMANA O!
|
|
|
|
|
• Posté par : Cèdre Lassègue- le: 02/05/2006 15:54
Na ihany koa rehefa avy sasana lay izy dia atao ao anaty sac dia rehefa ny andro manaraka dia lemo matetika mba hitazona ny hatsarany sy ny hendriny t@ vao novidina.
|
|
|
|
|
• Posté par : Cèdre Lassègue- le: 02/05/2006 15:47
Mba tsy ahasimba ny anana, salade dia sasao tsara, tonga dia ataovy anaty sac plastic ary apetrao ao anaty réfri fa tsy congélateur no asiana azy fa manjary simba ny vitamine ao anatony sy ny légumes.
Avelao @lé izy mando be iny no anaty lay sac an.
Bisous à ts.
|
|
|
|
|
• Posté par : ikalafaly- le: 19/12/2005 21:55
ny ahy ny anana hataoko anaty congélateur: maharitra amam-bolana e !
|
|
|
|
|
• Posté par : Mamy- le: 15/11/2005 09:03
Sao mba misy manana astuce ny fomba fitahirizana anana satria na atao anaty vatamangatsiaka ary izy dia simba rehefa afaka efatra andro
|
|
|
|
|
|
|
|
|
| • Liste des recettes |
|
|
|
• LES ENTREES
Les entrés froides et chaudes, tout ce qui accompagne les apéritifs, hors d’œuvre, amuse-gueules, salades, crudités. Découvrez, Partagez les savoirs faire des internautes.
|
|
|
|
|
|
|
|
• LES PLATS
Les préparations des viandes, poissons, ou légumes, pour accompagner bien sur les vary (pour les recettes malgaches)
|
|
|
|
|
|
|
|
• LES GOUTERS OU DESSERTS
Pâtisseries, gâteaux, mofo gasy, etc.
|
|
|
|
|
|
|
|