|
|
|
|
|
| 1 Il y a 89 dédicaces dans la base |
|
|
|
|
|
Voir le karaoké |
Posté par : Fano le
21/01/2010 à 17:13
Clip de : Njankatiana titre : Hiangavy farany
atolotro ho an'ny mpakafy Njatina rehetra |
|
|
|
|
|
Voir le karaoké |
Posté par : Emonate le
05/01/2010 à 14:51
Clip de : Iraimbilanja titre : Ilay mochoara
atolotro andri iry hantra malalako an tamatave any izay mivarotra ao bazar be |
|
|
|
|
|
Voir le karaoké |
Posté par : NRHSL le
04/01/2010 à 12:46
Clip de : Rija ramanantoanina Lalatiana titre : Mahery ny fitia
Merci infiniment pour la carte !
Mahery tokoa ny fitia nefa koa mahafaty nge e! |
|
|
|
|
|
Voir le karaoké |
Posté par : Obi le
30/12/2009 à 18:04
Clip de : Mahaleo titre : Adin-tsaina
dia mirary fety sambatra ho anareo fianakaviana indrindra i dada sy mama ny fianakaviana manontolo ary ireo tapaka sy namana ho tratry ny fety daholo ny tenako zay lavitra anareo ny tompo anie hitantana izay hataonareo rehetra.ary anga anie samy ho tratrin'ny taona vaovao daholo ka hihaona soamatsara indray isika mianakavy ba mamibe dada sy mama malalako a ny zanakareo tia anareo ary manjombona anreo veloma vetivety |
|
|
|
|
|
Voir le karaoké |
Posté par : Obi le
07/12/2009 à 15:13
Clip de : Bodo titre : Ry foko
c pour marie annyck ma copine que j'aime temp habite a zarzeau st gildas de rhuys ton amie youbi |
|
|
|
|
|
Voir le karaoké |
Posté par : BARIFELANA le
05/12/2009 à 11:57
Clip de : Mahaleo titre : Mimoza
slt a tous les fan de mahaleo
c cool big up! |
|
|
|
|
|
Voir le karaoké |
Posté par : Obi le
20/11/2009 à 17:49
Clip de : Melky titre : Ianao no tiako
atolotro ho anao irery ihany ity hira ity ke raha henoineo tsara ny tonony dia fantatrao ny tiako ambara hoy lay lavitra anao |
|
|
|
|
|
Voir le karaoké |
Posté par : Obi le
20/11/2009 à 17:39
Clip de : Iraimbilanja titre : Ilay mochoara
je dedi cette chanson pour toute ma famille et mes ami(es) a antsirabe (dago)ne soyer pas triste car dans pas longtemps je reviendrai c'est sur en attendent je vous embrasse le couer et a tres bientot mes amours obi qui vous aime enormement |
|
|
|
|
|
Voir le karaoké |
Posté par : Tsir le
12/10/2009 à 09:38
Clip de : Mahaleo titre : Mimoza
ok b le vazo e sad mahaleo anie ts rats e;.. |
|
|
|
|
|
Voir le karaoké |
Posté par : Jermin le
08/10/2009 à 14:44
Clip de : Iraimbilanja titre : Ilay mochoara
hi! i lost my dear,can i have another them him.give me me on advice. thanks! |
|
|
|
|
| 1 Il y a 89 dédicaces dans la base |
|
|
|
|
|
|