4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miandry love - Y-zit

Mivezivezy tsy mety hanadino anao ilay fo mbola tia ka marary
Mamirifiry rehefa mahatsiaro anao miankin-drindrina manoroka ahy
Tsy voafehy intsony ireo tomany, tsapako fa voa, resy ka manahy
Hakiviana ny ato am-poko mampirevirevy
’nefa hiandry anao satria efa LOVE
Tsisy ny anjara tsy hifankahita..
‘zany ny ao am-poko ao
Tsarovy tsara fa ny aty tsy mba mety ho ritra…
Satri tia anao, simba t@nao, ‘zaho nilaozanao ,
Tsy manan’aina anefa eo foana tsy manadino…
Tsy hanadino……….
Ref :Miandry LOVE avy aminao, avy aminao,avy aminao…..
Miandry LOVE avy aminao, avy aminao,avy aminao…..
Voatahiry ato ireo tambitambinao ‘zay mba vita tsika roa,
Mampidoboka ny fo………
Ireo safosafo, ireo teny mamy tsy ho ahy fa ho azy avokoa
Tsy voafehy intsony ireo tomany, tsapako fa voa,
Resy ka manahy…
Hakiviana ny ato am-poko mampirevirevy
’nefa hiandry anao satria efa LOVE
Tsisy ny anjara tsy hifankahita..
‘zany ny ao am-poko ao
Tsarovy tsara fa ny aty tsy mba mety ho ritra…
Satri tia anao, simba t@nao, ‘zaho nilaozanao ,
Tsy manan’aina anefa eo foana tsy manadino…
Tsy hanadino……….
Ref :Miandry LOVE avy aminao, avy aminao,avy aminao…..
Miandry LOVE avy aminao, avy aminao,avy aminao…..
Sempotra aho’ty…
Ranomaso tsy mety ho voatazona intsony
Miandry aho mangingina
Miandry an’ilay andro hiverenanao
(hay…)
Tsy haiko hangina,
(hay…)
Toram-po iray ihany…
(iray ihany….)
Oooh..ooh..
Tsisy ny anjara tsy hifankahita..
‘zany ny ao am-poko ao
Tsarovy tsara fa ny aty tsy mba mety ho ritra…
Satri tia anao, simba t@nao, ‘zaho nilaozanao ,
Tsy manan’aina anefa eo foana tsy manadino…
Tsy hanadino……….
Ref :Miandry LOVE avy aminao, avy aminao,avy aminao…..
Miandry LOVE avy aminao, avy aminao,avy aminao…..
(oooh)
Avy aminao…
nanananana

Partager miandry love

Commenter miandry love

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Y-zit