4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Love avy aminao (feat. the angels) - Y_zit

Mivezivezy tsy mety anadino anao
ilay fo mbola tia ka marary
Mamirifiry rehefa matsiaro anao
Miankindrindrina manoroka ahy

Tsy voafehy intsony ireo tomany
Tsapako fa voa resy ka manahy
Hakivina ny ato am-poko mampirediredy
Nefa hiandry anao
Satry efa love...

Tsisy ny anjara Tsy ifankahita
(zany ny ao am-poko ao)
Tsarovy tsara fa ny aty
Tsy mba mety ho ritra
(Satry tia anao)
Simba taminao
Za n'laozanao
Tsy manan'aina Nefa eo foana
Tsy manadino
Tsy manadino

Miandry love avy aminao...

Voatahiry ato ireo tambitambinao
Zay mba vitatsika roa mampy doboka ny fo
Ireo safosafo ireo teny mamy
Tsy ho ahy fa ho azy avokoa

Tsy voafehy intsony ireo tomany
Tsapako fa voa resy ka manahy
Hakivina ny ato am-poko mampirediredy
Nefa hiandry anao
Zany rehefa love...

Tsisy ny anjara Tsy ifankahita
(zany ny ao am-poko ao)
Tsarovy tsara fa ny aty
Tsy mba mety ho ritra
(Satry tia anao)
Simba taminao
Za n'laozanao
Tsy manan'aina Nefa eo foana
Tsy manadino
Tsy manadino

Miandry love avy aminao...

Sempotra aho ity
Ranomaso Tsy mety ho voatazona intsony
Miandry aho mangingina
Miandry an'ilay andro hiverenanao ho ahy
Tsy haiko ny hangina
tora-po iray iany oh....

Tsisy ny anjara Tsy ifankahita
(zany ny ao am-poko ao)
Tsarovy tsara fa ny aty
Tsy mba mety ho ritra
(Satry tia anao)
Simba taminao
Za n'laozanao
Tsy manan'aina Nefa eo foana
Tsy manadino
Tsy manadino

Miandry love avy aminao...

#Ral to Tahk's

Partager love avy aminao (feat. the angels)

Commenter love avy aminao (feat. the angels)

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Y_zit