4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ianao irery - WE 5

Anio no ilazako aminao
Ireo efa nankarary ahy hatramin ‘izao
Izao anie oa tia tena tia
Ho anao irery ihany ary ho doria

(ianao irery) Ianao irery ihany ,
(ianao irery) Ianao irery hatrany
Ny antsika ho mandra-maty
Ary ho tady fato-maty
Ianao irery

REF :
ianao irery X2 no ahy
Ianao ihany koa
No mba aingam-panahy
Ianao irery ihany
no afaka mampifalifaly
Ianao irery X4


Ho mandrakizay ny antsika
Ka dia sanatria izany hoe angatsika
Na samy mandalo aza
Izao isika izao
Ho anao irery hatrany aho

(Ianao irery) no ato am-po
(Ianao irery ) no mameno ny loha
Na tsy manana ny ampy aza
Ho feno fitiavana izany
Ianao irery

REF

Ianao iery no mahay
Ny ato am-poko milomay
Ny fitiavako iray manontolo
Ho anao irery

REF X2

Partager ianao irery

Commenter ianao irery

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe WE 5