Tovo j'hay Babo Tononkira gasy paroles de chansons malgaches

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - [ 1145 ]Tononkira malagasy 
Cliquez ici pour Ajouter une chanson
Rechercher un artiste
Artiste     1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Chansons 1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Rechercher une chanson
<< Retour
Dédicace de moi meme le 12/11/2005 : Raha mandalo eto dry doudou dia ity ilay hira hahatsiarovako be andry -
Titre de la chanson : Babo
Artiste : tovo j'hay
Posté le : 10/11/2005 par : inconu
Siteweb :
Am-pelatananao, ho avy re ny aiko
ny anaranao ho hajaiko, finidy silak'aina
efa babo tokoa, eny ka ny fo

Eo an-tratranao eo, no maha-mety ahy
eo amin'ny misy hafanana, hiaro ahy

Refrain
Raiso ho anao,
fiaraha-matotra tsy miova intsony
ilay fitia madio no tompoiny
efa niara-mizara eny anjara
ny eo am-po hanambara

F'efa babo tokoa, f'efa hika ny fo
eo anilanao eo no mahatsara ahy
eo no tsisy ahihahy ny fanahy

Koa raiso ho anao, fiara-matotra tsy miova intsony
ilay fitia madio no tompoiny
efa niara-nizara eny anjara
o! o! o! o!
zay rehetra dia foiko mba

Refrain*3(nizara)
Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson Babo de tovo j'hay
Liste des chansons de Tovo j'hay
» avia fa ...
» aza avela
» Babo
» dia izay sisa
» dila ny lera
» Fihin-tananao
» hainao atao
» hatreto ihany
» hiazakazaka
» hitalahoako
» ho avy any aho
» ilay rendez-vous
» lafatra
» lazao azy
» mba lazao
» Miandry anao
» mitamberina
» naleoko izy ho any
» ndao mba !
» niandry
» Nofy lalina
» raha tia mozika
» ray roa telo
» Reny
» samy tia
» satry foana
» tampoka avy teo
» te mba ho...
» teny mamy
» Teny sambatra
» teny sambatra
» Tia tokoa
» tsy afa-mandao
» tsy mbola niova
» tsy mbola nisy aloha
» tsy misy toa anao
» vanona
 
Dernier Ajout
» Mbola ho avy (Erick Manana)
» SAMY HAFA (Farah Bambs)
» AM'FO (Farah Bambs)
» Tsy ho very (Mirado)
» Mankasitraka aho (Ambondrona)
» AZA MIALA (Felaniary)
» SENDRA NY TIANA (Felaniary)
» Sambe tsara (Felaniary)
» Aigle d\'or (Francia D Ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D'ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D Ankoay)
» SAINO (Ambondrona)
» Mahamay (Felaniary)
» Mpangalamama (Felaniary)
» Ho tia (Felaniary)
» Ma vie et ma joie (Maggie Blanchard)
» Kamboty velon-dray (Hasina)
» TSY SAHY (T-rick)
» AKAIKINAO (T-rick)
» Manaiky aho (Firmin)
» Lasa (Melky)
» Fa iza (Rija Ramanantoanina)
» Aza atao zara vilagna (Jean Aimé)
» EFA ANAO (Ambondrona)
» Esory re ry raiko (Fafah)
» Tsaroanay tokoa (Fafah)
» Mbola tia (Firmin & Melky)
» Babonao (Tarika Hasina)
» Ny misy anao (Toucky)
» Tiako fotsiny ianao (Bodo)
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.