Tomi dadarozy Naniry aho dia Tononkira gasy paroles de chansons malgaches

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - [ 1127 ]Tononkira malagasy 
Cliquez ici pour Ajouter une chanson
Rechercher un artiste
Artiste     1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Chansons 1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Rechercher une chanson
<< Retour
Pas de dédicace pour cette chanson pour l'instant
Titre de la chanson : Naniry aho dia ...
Artiste : Tomi DADAROZY
Posté le : 01/07/2008 par : Nickio
Siteweb :
Eh! Indry ry zazavavy
Fantatrao aho fa manavy,
Tena potika sy sira
Dia Vita-ndry ny mamilafila

Ny ahy tsy resa-boloky
Ka haman-dalitra, hampanonofy
'Ty tanako te hitsapa
Matahotra aho sao voadaka

REF :
Dia tiako reitsy ianao
ataoko malala ,
Tsy resa-jaza akia na farafara
Fa fitia tsy mba kanosa
Fitiavantsika roa ataoko miavosa
Dia tiako reitsy ianao ataoko madama
Hoy i Kotokely sa Ikala Soafara
Izay revintsika atao mafana
Tantara tsotra kely toa tsisy fiafara

Dia tsy mba misy fo ve reitsy
Amin'izato fihetsikao toa fetsy
Dia faly ery indry fa izaho adala
Aza atao an'izao izaho ry malala

Ny ahy fitiavana amin'ny fo fa tsy loha
Dia ny hiraisantsika roa
Indry ilay anjara nirina
Ka tiako ataoko olon-tiana
Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson Naniry aho dia ... de Tomi DADAROZY
Liste des chansons de Tomi dadarozy
» Naniry aho dia ...
 
Dernier Ajout
» Aza atao zara vilagna (Jean Aimé)
» Ampio kely (Mirado)
» Lasa (Melky)
» Lasa (Melky)
» EFA ANAO (Ambondrona)
» Esory re ry raiko (Fafah)
» Tsaroanay tokoa (Fafah)
» Mbola tia (Firmin & Melky)
» Babonao (Tarika Hasina)
» Ny misy anao (Toucky)
» Tiako fotsiny ianao (Bodo)
» Tsy ho nofy (Sandra)
» Ambarao Azy (Féli)
» Sheila (Dat'kotry)
» 'Zay ratranao no feriko (Eric Manana & Aina Quach)
» Tsy mila vandivandy (Larissa & Jerry Marcoss)
» Tsy mila vandivandy (Larissa & Jerry Marcoss)
» Foiko manontolo (Fafah)
» Saro-piaro (Willah)
» R'ilay anjeliko (Mirado)
» Mety atao (Dadah R'abel)
» Sômadôla (Vahömbey)
» Mpandalo (Vahömbey)
» Soa fa teo ianao (Mirentiony)
» Soa fa teo ianao (Mirentiony)
» Mbola misy ny ho avy (Rotsi)
» Mangana (Vahömbey)
» Ho anjarako (Tovo J\'hay)
» Toi seul (Rotsi)
» Fitia vao mitsiry (Mahaleo)
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.